|
|
|
|

Teny iditra1 didy boraingona
Singan-teny  2didy, 3boraingona
Sokajin-teny  4 kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5didy atao jadona tsy azo valiana fa tsy maintsy arahina; didy atao jadona amin-kery. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6obstinacy, stubbornness. [1.2]
7stubbornness. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  [didy boraingina] 8commandement arbitraire, despotique. [1.3]
9entêtement. [1.8]
Tsipelina hafa  10didy boraingina

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02